You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Ondry nania (Antoko Mpihira MORIA)

Ô ry ondry nania ampy izay ka modia
Miandry anao ilay Rainao be fitia ka modia
Ka raha toa hitanao fa efa trotraka ianao
Miverena ao an-tranon-dRainao
Tsy ny ditra natao no hamoizako anao
Tsy ny Ray sanatria no handao

Manantona hTsiky dia ampyo trotroiko
Lamba soa no hasalotro anao (hatolotro anao)

Tany ianao ela be, dia mihevitra hoe
Manadino anao ilay Rainao sanatria
Ilay Rainao mora fo, fiantanao tokoa
Dia miandry anao hatrizao
Ô ry ondry nania tsy miova ny ety
Koa raha manina ianao malakia

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 39
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tokyrajoelison
Tamin'ny : 02/08/2022 16:53:09
ID : 14457

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo