Ny Tanany tanako (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa n’aiza n’aiza tany diaviko vvrb ety
Mitantana ahy hatrany ny tanan’ny Mesia
Na maloka aza ny andro tsy ketraka aho satria
Izy no masoandro mitsinjo ‘zany dia

Fiv : Ny tanany tanako! Mba hanala ny tahotro
Ka ny vavako no akariko ho eo anatrehany
Ny zavatra evautrij tokana tsy hiambaham-bako dia izao
Ny fitiavanao no hitondra anay!
Ka hitana ny tanako

‘Lay feo ‘zay mampangina ny rivotr’onja tfxt be
No re tononkira.serasera.org fa koa mangina niteny mora hoe
Ry Nosy matokia f’Izaho momba anao
Ry Nosy matokia tsy foiko ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 48
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 17/10/2026 15:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0336