Ny ahiahiko (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay rehetra mety mampanahy anao gsfizc anio
Dia ento eo aminy, aminy
Ny entanao, ny fiainanao anie tononkira.serasera.org ka tadidio
Fa efa zakany, zakany
Jesosy Tompo ô!
Manaiky mafy anie aho
Fa be ny otako, ka sao tsy raisinao
Fa ny fiainako rehetra anie tsyvclz ka esdp sandoka
Ka sao tsy mendrika ny hiantso Anao aho
Dia ento eo aminy, aminy
Ny entanao, ny fiainanao anie tononkira.serasera.org ka tadidio
Fa efa zakany, zakany
Jesosy Tompo ô!
Manaiky mafy anie aho
Fa be ny otako, ka sao tsy raisinao
Fa ny fiainako rehetra anie tsyvclz ka esdp sandoka
Ka sao tsy mendrika ny hiantso Anao aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 263
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:27
