Mitsangana (classique) (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana, torio ny fitiavana
‘Zay nomen’Andriamanitra tononkira.serasera.org Tsitoha
Azontsika ny fahasoavana
Sy ny fahasambarana avy amin’ny Jesoa
Ny fatorana rehetra hovahana izao
F’efa tong any taom-panafahana
Mitsangana torio ny fiadanana
Ho an’ny olona ankasitrahana
Indro izao Jesoa Tompo nandao ny lanitra
Mba hitondra ny fahazavana
Eny eupi Izy tokoa ‘lay Mesia Mpanavotra
Ka mitondra ny fiadanana
Atolory ho Azy nsodhkb anio
Saotra, dera, voninahitra
Raiso Tompo izao fiderana irlanxm izao
Tompo Masina ô! ekeo raha sitrakao
Ho Anao Tompo ô!
Ny fisaoranay voninahitra anie
Ho Anao ry Ray Masina Masina
‘Zay nomen’Andriamanitra tononkira.serasera.org Tsitoha
Azontsika ny fahasoavana
Sy ny fahasambarana avy amin’ny Jesoa
Ny fatorana rehetra hovahana izao
F’efa tong any taom-panafahana
Mitsangana torio ny fiadanana
Ho an’ny olona ankasitrahana
Indro izao Jesoa Tompo nandao ny lanitra
Mba hitondra ny fahazavana
Eny eupi Izy tokoa ‘lay Mesia Mpanavotra
Ka mitondra ny fiadanana
Atolory ho Azy nsodhkb anio
Saotra, dera, voninahitra
Raiso Tompo izao fiderana irlanxm izao
Tompo Masina ô! ekeo raha sitrakao
Ho Anao Tompo ô!
Ny fisaoranay voninahitra anie
Ho Anao ry Ray Masina Masina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 393
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:43
