Mifalia Mihobia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray tsy manam-paharoa
Nanomezan’ilay famonjena
Nahaterahan’ilay Tompo soa
Ka tanterak’izao ny fanekena
Nolazaina hatry ny ela be
Fa hanavotr’izay tononkira.serasera.org mino azy
Ahatanterak’ilay teny hoe
Fiadanana mandrakizay
Koa dia mifalia sy mihobia
Hasandrato ny haleloia
Fa mpanjaka oxopaeue mahagaga tokoa
Indro tonga mba hitondra ny soa
Atoloroy ny jovjx tenanao
Amboariny ho vaovao
Efa akaiky ka izahao
Mivonona ary modia e ! vyzsgony izao
Nanomezan’ilay famonjena
Nahaterahan’ilay Tompo soa
Ka tanterak’izao ny fanekena
Nolazaina hatry ny ela be
Fa hanavotr’izay tononkira.serasera.org mino azy
Ahatanterak’ilay teny hoe
Fiadanana mandrakizay
Koa dia mifalia sy mihobia
Hasandrato ny haleloia
Fa mpanjaka oxopaeue mahagaga tokoa
Indro tonga mba hitondra ny soa
Atoloroy ny jovjx tenanao
Amboariny ho vaovao
Efa akaiky ka izahao
Mivonona ary modia e ! vyzsgony izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 230
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 14:58
