You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Miantso Anao ny Tompo (Antoko Mpihira MORIA)

Injany misy feo miantso anao ny Tompo
Modia re ianao izao sao very andalam-be
Fa zava-poana ihany izao rehetra izao
Aza sondriana fa manantona re

Injany Misy feo miatso anao ny Tompo
Avia re ianao izao rytononkira.serasera.org olom-bery รด!
Ny fiainana eto an-tany dia misy farany ihany
aza variana fa mivonona re

Ref: Jeso Tomponao Tsy mba mandao
Omeo tsisy fetra ny fiainanao rehetra
Izy no mpiaro tsy tiaNY hifangaro
Amin'ireo mpania mandrakizay doria

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 871
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ainaericrajoelison
Tamin'ny : 28/08/2014 13:30:27
ID : 6689

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo