Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mamafaza (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamafaza (x2) mamafaza (x2)
Na dia hoe spjbpc tsy gthrqmfd fantatra tononkira.serasera.org aza
Fa ny voa (x2) ombam-pinoana (x2)
Tsy mba matimaty foana
Ao mxssh ilay Tomponao mahery
Mbola vonona hijery
Miasa aza malaina
Izay afafy, izay afafy
Ho jinjaina
Mamafaza (x2) voa hatrany (x2)
Raha mbola ety an-tany
Fa hadinina (x2) hatrany
Izay rehetra vitanao tety
Na dia hoe spjbpc tsy gthrqmfd fantatra tononkira.serasera.org aza
Fa ny voa (x2) ombam-pinoana (x2)
Tsy mba matimaty foana
Ao mxssh ilay Tomponao mahery
Mbola vonona hijery
Miasa aza malaina
Izay afafy, izay afafy
Ho jinjaina
Mamafaza (x2) voa hatrany (x2)
Raha mbola ety an-tany
Fa hadinina (x2) hatrany
Izay rehetra vitanao tety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 475
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison12
Daty : 18/10/2025 22:27
