Mafy Nefa (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no qlmujwas mba sahy hanolotra ny tenany
Hanavotana ny olona tononkira.serasera.org iray izay tiany
Mihoatra lavitra noho izany
Ny fitiavan'i Jeso ny eran-tany

Ny Tompo no homboina
Ny lanivony nolefoina
Ny ainy novonoina
Maty nefa velona

Ry Jesosy ô! mafy nefa
Ry Jesosy ô! nozakainao
Ry Jesosy ô! mafy nhsw nefa
Ry Jesosy ô! niaretanao

Ho aiza moa anefa, ndeha hiova fo
Ny Tompo no mahefa, mksdhxsl mamindra fo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317