Katsaho (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba fantatrao sy mba nosaininaoFa ny eto an-tany tsisy fiadanan-tsaina
F'izay irin'ny fo sy heverina ho soa
Dia zava-poana ihany na mamiratra aoka izany
Fa ny azo itokiana hanome fitahiana tsy hita lany
Tsy iza fa Kristy
Katsaho aloha ny itoerany ao anatinao
Fa aza lany andro amin'izao hita izao
Mba jereo ny vorona ao an'ala
F'izy ireny (2) tsy mamafy na mijinja
Kanefa tsy manana ahiahy
Fa ny Tompo no momba sy mitahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 2022
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 28/08/2014 13:29