Jeso no Mpanjaka (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho Anao ho Anao ry Jeso zanak'i Davida ô
Ny hosana fiderana ho Anao mandrakizay
Ravanao iexebkcj ny hajambana izay nahamaizina izao tontolo izao
Mazava lehibe no he atolotrao
Mivelatra izao ny lamba
Ho fandiavan-tongotrao
Ho marika sy fanajana
Fa Anao izao tontolo izao
Ianao, Ianao
Ianao tononkira.serasera.org Jeso ilay Mpanjakanay doria
Asandrato ny feo ry olombelona mpanota ô
F'indro tonga ho antsika famonjena lehibe
Raiso ao am-ponao izao
Fa tsy ho very ny rjxzmwj ainao
Lanjany avokoa ireo ratsy vitanao
Vahoaka maro no mifaly
Manandratra hosana ao
Fa afa-gadra afa-jaly
Ka zovy no tsy pkui hidera izao
Ianao, Ianao
Ianao Jeso ilay Mpanjakanay doria.
Ny hosana fiderana ho Anao mandrakizay
Ravanao iexebkcj ny hajambana izay nahamaizina izao tontolo izao
Mazava lehibe no he atolotrao
Mivelatra izao ny lamba
Ho fandiavan-tongotrao
Ho marika sy fanajana
Fa Anao izao tontolo izao
Ianao, Ianao
Ianao tononkira.serasera.org Jeso ilay Mpanjakanay doria
Asandrato ny feo ry olombelona mpanota ô
F'indro tonga ho antsika famonjena lehibe
Raiso ao am-ponao izao
Fa tsy ho very ny rjxzmwj ainao
Lanjany avokoa ireo ratsy vitanao
Vahoaka maro no mifaly
Manandratra hosana ao
Fa afa-gadra afa-jaly
Ka zovy no tsy pkui hidera izao
Ianao, Ianao
Ianao Jeso ilay Mpanjakanay doria.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1001
Likes : 1 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 28/05/2023 08:53
