Indro indray manavao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro indray manavao izahay
Ny fanolora-tenanay Ray ô!
Fanirina mtgmnzos feno avy ao am-po
Tsy hay sakanana fa ho Anao
Fiv : Sitrakao angamba Ray tononkira.serasera.org ô!
Sitrakao ny hijery
Ny hiara-dia aminay
Satria ny fiainanay kgfv tsy anay intsony
F’efa Anao (Anao) mandrakizay
Fanantenana ao am-ponay
Ny ho sambatra mandrakizay
Tavela aty an-tany ny nofo lao
Hatreo am-pasana mihidy ao
Hianatra tokoa, izahay ho anay
Hoentinay ho an’ny ankohonanay
Tsapanay ankehitriny usjh efa tena Anao
Fo sy saina harena an-trano ao
Ny fanolora-tenanay Ray ô!
Fanirina mtgmnzos feno avy ao am-po
Tsy hay sakanana fa ho Anao
Fiv : Sitrakao angamba Ray tononkira.serasera.org ô!
Sitrakao ny hijery
Ny hiara-dia aminay
Satria ny fiainanay kgfv tsy anay intsony
F’efa Anao (Anao) mandrakizay
Fanantenana ao am-ponay
Ny ho sambatra mandrakizay
Tavela aty an-tany ny nofo lao
Hatreo am-pasana mihidy ao
Hianatra tokoa, izahay ho anay
Hoentinay ho an’ny ankohonanay
Tsapanay ankehitriny usjh efa tena Anao
Fo sy saina harena an-trano ao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 421
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 12:30
