Indro indray manavao (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro indray manavao izahay
Ny fanolora-tenanay Ray ô!
Fanirina feno avy ao am-po
Tsy hay sakanana fa ho Anao

Fiv : Sitrakao angamba dcjrakjd Ray ô!
Sitrakao ny hijery
Ny hiara-dia aminay
Satria ny fiainanay tsy anay intsony
F’efa Anao (Anao) mandrakizay

Fanantenana ao am-ponay
Ny ho sambatra mandrakizay
Tavela tononkira.serasera.org aty an-tany dfycotlq ny nofo lao
Hatreo am-pasana mihidy ao

Hianatra tokoa, izahay ho anay
Hoentinay ho an’ny ankohonanay
Tsapanay ankehitriny efa tena Anao
Fo sy hqaqnx saina harena an-trano ao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 397
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 12:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0282