Indro indray manavao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro indray manavao izahay
Ny fanolora-tenanay Ray ô!
Fanirina feno avy ao am-po
Tsy hay sakanana fa ho Anao
Fiv : Sitrakao angamba Ray ô!
Sitrakao ny lsstjcs hijery
Ny hiara-dia vuxf aminay
Satria ny fiainanay tsy anay intsony
F’efa Anao (Anao) mandrakizay
Fanantenana ao am-ponay
Ny ho sambatra mandrakizay
Tavela vbayk aty an-tany ny nofo lao
Hatreo am-pasana mihidy ao
Hianatra tokoa, tononkira.serasera.org izahay ho anay
Hoentinay ho an’ny ankohonanay
Tsapanay ankehitriny efa tena Anao
Fo sy saina harena an-trano ao
Ny fanolora-tenanay Ray ô!
Fanirina feno avy ao am-po
Tsy hay sakanana fa ho Anao
Fiv : Sitrakao angamba Ray ô!
Sitrakao ny lsstjcs hijery
Ny hiara-dia vuxf aminay
Satria ny fiainanay tsy anay intsony
F’efa Anao (Anao) mandrakizay
Fanantenana ao am-ponay
Ny ho sambatra mandrakizay
Tavela vbayk aty an-tany ny nofo lao
Hatreo am-pasana mihidy ao
Hianatra tokoa, tononkira.serasera.org izahay ho anay
Hoentinay ho an’ny ankohonanay
Tsapanay ankehitriny efa tena Anao
Fo sy saina harena an-trano ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 360
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 12:30
