Hihira ho Anao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay fa vonona ny hihira ho tlmlx Anao
Hanavao indray sy hanorina ny finoanay aminao
Hilaza eran-tany fa Ianao no hany
Mofon'aina vwase mahavelona ho an'ny olombelona
Ka mba tarihinao izahay
Amin'ny andro hiainanay
Mba ho ny fitiavanao anie
No kohavr hitondra anay handeha
Hanazava indray ny teninao
Sy handresy izao tontolo izao
Amin'ireo fomba ratsy rehetra
izay mangeja
Ka ho mpino Anao avokoa
sy tononkira.serasera.org handray Anao ao am-po
Ary hiantsoantso mafy hoe :
Tompo ô! Inty re aho
Izay nania taminao
Fa hanao ny sitrakao tokoa JESO
Hanavao indray sy hanorina ny finoanay aminao
Hilaza eran-tany fa Ianao no hany
Mofon'aina vwase mahavelona ho an'ny olombelona
Ka mba tarihinao izahay
Amin'ny andro hiainanay
Mba ho ny fitiavanao anie
No kohavr hitondra anay handeha
Hanazava indray ny teninao
Sy handresy izao tontolo izao
Amin'ireo fomba ratsy rehetra
izay mangeja
Ka ho mpino Anao avokoa
sy tononkira.serasera.org handray Anao ao am-po
Ary hiantsoantso mafy hoe :
Tompo ô! Inty re aho
Izay nania taminao
Fa hanao ny sitrakao tokoa JESO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1651
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:44
