Hidera Anao Mpanjaka (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndeha tononkira.serasera.org ankalaza ny avo indrindra
Jehovah Tompo mpamonjy antsika
Ny teniny dia tanteraka
Hosana ho an'ny mpanjaka
Ny tany sy ny lanitra
Dia samy mihoby hoe
Haleloia, Hosana
Ho an'ny mpanjaka
Indro midina sy miaina toy ny olon-drehetra
Olombelona manao ny ezgu asa atao rehetra
Be no mihevitra fa amim-boninahitra
No hiaviny unrd
Tsia ...
Tsy izany ny fikasany
Tsy izany ny fikasany
Ry be voninahitra, asandratro Ianao
Tompo mpamonjiko
Sady be krwojvy indrafo
Hihira aho, hidera aho
Hihira aho, hidera aho
Hihira ho Anao
HIDERA ANAO MPANJAKA
Jehovah Tompo mpamonjy antsika
Ny teniny dia tanteraka
Hosana ho an'ny mpanjaka
Ny tany sy ny lanitra
Dia samy mihoby hoe
Haleloia, Hosana
Ho an'ny mpanjaka
Indro midina sy miaina toy ny olon-drehetra
Olombelona manao ny ezgu asa atao rehetra
Be no mihevitra fa amim-boninahitra
No hiaviny unrd
Tsia ...
Tsy izany ny fikasany
Tsy izany ny fikasany
Ry be voninahitra, asandratro Ianao
Tompo mpamonjiko
Sady be krwojvy indrafo
Hihira aho, hidera aho
Hihira aho, hidera aho
Hihira ho Anao
HIDERA ANAO MPANJAKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 400
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 26/10/2025 04:07
