He tonga (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He tonga ankehitrio ny andro(Noely) soa tokoa
Mba ho ahy sy ho anao, izao tontolo izao
Izay nampanantena ilay famonjena
Koa raiso ao am-po fa zava-tsoa
Koa mifalia tononkira.serasera.org raha lzkssb sendra ny manjo
F'izy no efa sahy namoy ny ainy ho anao
Ny otanao lvyejv rehetra, ho efainy tsisy fetra
Ka hadio tsy hisy tsiny btnm amin-dRay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 748
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 17/12/2022 10:50