Halemena (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao Raiko ô! no asandratro izao
Tonom-bavaka aloaky ny fo (ka henoy)
Ianao Raiko ô! no hatoniko anio
Anehoako ny rofy manjo
Tsinontsinona izaho izay miteny
Nefa re idalofvv Raiko ô! avelao
Mba hanonona ny anaranao
Sao jyfc izay tononkira.serasera.org no mba avotra eonfq ho ahy (Raiko ô!)
Hanjakan'i Satana ny foko hatrizay
Zay manefitra ahy Aminao
Ity nofoko ity dia malemy tokoa
ka handairan'ireo ahiahy ka toreo
Hianjadin-tebiteby sy tahotra koa
Satria lavitra Anao re ry Ray
Tonom-bavaka aloaky ny fo (ka henoy)
Ianao Raiko ô! no hatoniko anio
Anehoako ny rofy manjo
Tsinontsinona izaho izay miteny
Nefa re idalofvv Raiko ô! avelao
Mba hanonona ny anaranao
Sao jyfc izay tononkira.serasera.org no mba avotra eonfq ho ahy (Raiko ô!)
Hanjakan'i Satana ny foko hatrizay
Zay manefitra ahy Aminao
Ity nofoko ity dia malemy tokoa
ka handairan'ireo ahiahy ka toreo
Hianjadin-tebiteby sy tahotra koa
Satria lavitra Anao re ry Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1863
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
