You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Fa ny ahy kosa (Antoko Mpihira MORIA)

Ray ô! Aza mitondra ahy  
Ho amin'ny fakam-panahy
Fa ny ahy kosa(2)
Fanahy madio no atolory ahy ry Ray
Ho ahy anie, hanasoa izao(tontolo izao)
Ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao

Ry tompo ô! Omeo aTsiky dia ampyhy
Ny fahendrena anananao

Tsy tonga hitady hakiviana
Tsy tonga hitady fahoriana
Fa ny ahy kosa(2)
Ny teninao iainana ao anaty ao
Koa atolory ho ahy anio
F'izay no hany iriako sy takiko

Ry tompo ô, Omeo ahy
Ny fifaliana anananao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 1000
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ainaericrajoelison
Tamin'ny : 29/08/2014 23:26:41
ID : 6700

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo