Arovy izahay (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô ! Mpamonjy anay
Arovy sy tsinjovy ny lalan-kaleha
Fa mamitaka izao hita izao ry Ray ô !
Arovy izahay, f malemy
Andriamanitra Tsitoha
Ry Tompo lehibe ô ! Vonjeo ny olonao
Fa mijaly sy mahonena, ‘reto mpanomponao
Ny sandrinao mahery, homba tononkira.serasera.org ny lalanay
Matoky izahay rbhtf izao, handray ny herinao
Andriamanitray Ianao
Mino izahay fa tantananao koa ny dia
Ka jereo sy tsimbino tbvblsnk izahay, ry Ray dvukact ô !
Mandra-pahatonga anay ary !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 336
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:17