Andriamanitra Mahery (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny fiasan'ny fivavaky ny marina
Dia mahery indrindra, mahitsy no arahina
Fahotana, ny adalana, sy ny fo maloto
Tsy mahavonjy, tsy mampandroso
Ilay Andriamanitra mahery tsy manavaka e
Antsoy Izy f'ianao dia ho afaka e
Fa na ny anio dieny anio
Ka ny fonao atao madio
Dia ho azonao, ilay valimbavaka e
Ref : Koa mifaneke heloka
Mifampitondra am-bavaka
Tsy hisy ho meloka, ckxfcsin Tsy hisy ho any an-davaka
Andriamanitra mahery, ilay be fitiavana
Izy irery ihany no mpanafaka
Andriamanitra mahery, ilay mpampihavana
Izy irery ihany no ivavahana
2- Koa andeha re, tononkira.serasera.org mba hifanome tanana
Ka handala ny amgxpx atao hoe "fihavanana"
Fahoriana, tsy fisiana, tsy ny fihaviana
No hanovana firahalahiana
Tsy misy marina na iray aza ny eto an-tany
Fa nodiovin'i pwotlp Jesoa izany
Fa Izy Tompo anie niafy
Mba ho vaovao ilay fitafy
Mivavaka ho antsika mpianany
Ref ...
RFJ - Janvier 2025

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 815
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 13/02/2025 07:15