You are here: home > Tononkira > ANJOMARA-Anosivavaka

AVIA RY ONDRIKO (ANJOMARA-Anosivavaka)

Avia, avia ry ondriko very,ry ondriko very
Avia, avia, etsy ho fahanako ianao

Nitady anao ela aho, aiza moa ianao?
Nikaroka anao ela aho, moa tia ahy ianao?

Ry ondriko ô, tsy Tsiky dia ampyfoiko ianao
Ry ondriko ô, lalaiko tokoa
satria efa namoizako ny tenako, aiko koa

Ry ondriko ô, tsy foiko ianao
Ry ondriko ô, lalaiko tokoa
Fa JESOSY Tompo miandry anao
No efa miantso ny ondriny izao

Mpihira : ANJOMARA-Anosivavaka
Mpamaky : 3136
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : manosy
Tamin'ny : 07/03/2008 05:43:33
ID : 5040

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo