ZOKY EH! (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zoky eh,aiza ny lalanao
Zandry eh, aiza no alehanao
Tapaho anio ny hevitrao
Fa Jesosy Ihany no lalana
Fiainana sy fahamarinana

Eh! Izy no mpamonjy anao
eh! Mpanangana ny fiainanao
Ka tapaho anio ny hevitrao

Saintsaino tsara anie ny eto an-tany
Fa mandalo mora simba tsy misy hianteherana
Ny haizina no misy sy manerana
Nefa ao ilay Tompo Andriamanitrao
Izay mitondra hazavana mitondra fifaliana hatrany
Miandry anao anio hanapa-kevitra

Fa Jesosy ihany, Izy no lalana
Fa Jesoay ihany, no fahamarinana
Jesosy ihany, Izy no fialnana
Ka tapaho anio ny hevitrao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ampifafi
Vangy : 250
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 01/07/2023 17:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0713