Tsy dia bitika (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy dia bitika, tononkira.serasera.org tsy dia kely akory ianao
Ry Bethlehema, Eofrata (ry Joda)x2
Tsy dia bitika, tsy dia kely akory ianao
Ry Bethlehema, Eofrata tanana masina
Fa ianao ry Bethlehema, fa ianao ry Joda
'Zay mitondra teny soa exbtr mahafaly
Hazavana mamirapiratra, indro miposaka aminao
Indro yndtdrz avy amin'ny qqrflnp herin'ny Jehovah masina
Ka ny sandriny mahery ihany no hanapaka
Ny fireneny, ny fireneny, ny fireneny.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 732
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 04/07/2023 09:05