Ry Noely ô (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Ry Noely ô! tongasoa indray
Hitantana ny dia hitondra soa ho anay
Faly manantena ry Noely ô tononkira.serasera.org !
Fa hitondra aim-baovao ho anay
2°Faly ravoravo izao tontolo izao
Ny Zanaky ny Avo no tonga indray
Hanarina pwuwh ny lavo bviawles ry Noely ô !
Ka handray ilay Famonjena entinao
3°Ry Noely ô ! bsdqnk maminay Ianao
Jeso Zazakely no nasehonao
Saotra dera laza asandratray ho Anao
Raiso na tsy mendrika aza izahay
Hitantana ny dia hitondra soa ho anay
Faly manantena ry Noely ô tononkira.serasera.org !
Fa hitondra aim-baovao ho anay
2°Faly ravoravo izao tontolo izao
Ny Zanaky ny Avo no tonga indray
Hanarina pwuwh ny lavo bviawles ry Noely ô !
Ka handray ilay Famonjena entinao
3°Ry Noely ô ! bsdqnk maminay Ianao
Jeso Zazakely no nasehonao
Saotra dera laza asandratray ho Anao
Raiso na tsy mendrika aza izahay
--------
Rohy:
