Moa ve mba fantatrao ve? (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Moa ve mba fantatrao ve ‘zao iainanao izao
Fa andro mampahory, mampitanondrika anao
Ka saino sy diniho ‘zay tokony hatao
Fa mandalo anie ‘zao fiainana izao ka miomana ianao
Ref : Koa matokia an’i Jesosy ianao
nsfzax Izy no hamonjy sy hanavotra anao
Ny momba anao rehetra, apetraho eo Aminy omiz
Fa Jesosy no hamonjy ireo very sy mania
2)Ry olombelona ô, aza variana ety
Miantso anao ny Tompo, miverena re modia
Fa tononkira.serasera.org tsy zhztscc fantatrao na ny ora na ny fotoana
‘Zay hiavian’ny Tompo ka miambena Ianao

--------
Rohy: