Menatra aho (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Menatra tokoa aho, raha miatrika Anao
  ‘Reo masonao, mitalaho fitiavana
  Jesosy ô, menatra aho
  Tsy misy mafina eo Aminao
  Izaho anie ka xhdrnbni mpanota
  hcbnszy Kanefa mbola notiavinao
  Menatra Anao aho Tompo ô !

2)Menatra tokoa aho, iiyis raha mibanjina Anao,
  Fa maivana tamiko, Rànao latsaka
  Tsy tahotra, minia manota
tononkira.serasera.org  Miantsoantso : «homboy », ireo Jiosy
  Fanesoana, fandatsana
  Fa inona no havaliko Anao ?
  Menatra Anao aho Tompo ô

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 191
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dadasa
Date : 22/04/2026 07:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306