Fitantananao (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ray Masina Tsitoha, isaoranay Ianao
Ny fitiavanao anay no naha toy izao anay
Notantananao narovanao hatrany
Koa velominay ny hoby hiderana Anao
Ref: Asandratray ny fiderana
jyxepmt Ho gdpixxy fisaoranay ny Anaranao
Ny AMPIFAFI no tafajoro hatramin'izao
Dia teo Ianao niaro sy nitahy
2.Jesoa Kristy Zokinay mankasitraka
Tamin'ny asa fanompoana tononkira.serasera.org teo foana Ianao
Nampianatra,namolavola anay
Koa mba raiso re! Izay vitanay Jesosy ô!
3.Fanahy rwplmgwh Masina ô,mifaly Aminao izahay
Fa heniky ny fahasoavanao izahay
Nampahery Ianao, nanohana hatrany
Nitarika hatramin'izay hatramin'izao

--------
Rohy: