VOAVOTRAO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny haravoako ry Jesoa TompokoFa nataonao anisan'ireo voavotrao
Ny entam-pahotako 'zay nivesarako
Ny hazofijalianao no nanamaivana
Endrey ny hafaliana 'zay nomenao ahy
Fa nataonao anisan'ireo zanakao
Na dia tsy mendrika aza 'ty nofoko malia
Nandresy noho Ianao ry Jesoa Mpamonjy Tia
Mpitandrina RAHAINGONJANAHARY Rodolphe 1991
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 754
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ralhforce
Daty : 13/07/2018 16:23