RY MPONINA ERAN-TANY (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mponina eran-tany derao ny Tomponao
Nanetry tena mba ho an’izaotontolo izao
Tonga mba hamonjy hanavotra aina koa
Antsika gvmfhsd izay milonjy fahoriana ao am-po
Ry olombelona o! Ahoana ny hevitrao
Hiova ve ianao sa hanota lava izao
Ireo fombafomba ratsy diaj ialao ka ivilio
Ny Tompo no mamatsy ny fanahinao anio
Nanetry tena nklnnrdh Ianao nisolo voina anay
Hitondra aina vao ho hery mampiray
Ety ny fiainanay dia feno haratsiana
Ianao no aronay ka tononkira.serasera.org tsy hisy hakiviana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 2399
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/12/2007 07:58