ATONGILANO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

Atongilano Tompo,
Ny sofinao hihaino ahy
Mitalaho 'ty mpanompo
Mila ho reraka am-panahy

Loza maro tsy hay tohaina
Ndrisy namoizana saina
No nitranga sesilany
Efa fambara izany
Fanamparam-pahefana
No ampiatononkira.serasera.orgsain'ny satana
Tena manjaka eto an-tany
Mankarary fo izany

Misy mpino mifandrafy
Ary dia mifanaratsy
Ka faly erý ny devoly
'Zay mangeja mampaory
Ny fiainana miharatsy
Ny olona lany vatsy
Be loatra ny fahoriana
Ry tompo aza mangina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Mpamaky : 638
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Màrviç
Tamin'ny : 17/08/2017 10:50:28
ID : 9863

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo