Ianareo no fanasin'ny tany (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ianareo no finidy hitondra faneva.
Ianareo no filamatra soa tena meva.
Ianareo no fanasin'ny tany, mpitory amin-mpeo sy ny hira.
Raha toa hianareo no hatsatso.
Dia inona indray no ho sira.
Ianareo izao tononkira.serasera.org tokoa no tempoly.
Fonenan'ny Ray ao ambony.
Tsy hanatoerana ao ny devoly.
Ka ny hajanao mba tazony.
Ianareo no modely,
Na ny toetra, na ny fomba fiaina.
Koa aza atao fatiantokareo.
Ny manao soa, aoka tsy ho very ejod maina.
Ny hira sy fmyolx teny lazaina.
'Zay namafy eny an-tany tsara.
No manantena voa.
Ianareo no fanilo, mitondra gwif hazavana.
Ianareo no hivelaran'ny hatanorana.
Ianareo no fanasin'ny tany.
Mpitory amin-mpeo sy ny hira.
Raha toa hianareo no hatsatso.
Dia inona indray no ho sira.
Ianareo no efa voafidy.
No fianarana ho an'ny mino.
Ny hafalianareo, zarao amin'ny olon-drehetra.
Fa fiainana mandrakizay.
No ho tambinareo ary.
Ny andro maha-ory anareo.
Handalo fa tsy hitoetra.
Hiara-paly any an-danitra.
Mandrakizay doria, doria.
Ianareo no filamatra soa tena meva.
Ianareo no fanasin'ny tany, mpitory amin-mpeo sy ny hira.
Raha toa hianareo no hatsatso.
Dia inona indray no ho sira.
Ianareo izao tononkira.serasera.org tokoa no tempoly.
Fonenan'ny Ray ao ambony.
Tsy hanatoerana ao ny devoly.
Ka ny hajanao mba tazony.
Ianareo no modely,
Na ny toetra, na ny fomba fiaina.
Koa aza atao fatiantokareo.
Ny manao soa, aoka tsy ho very ejod maina.
Ny hira sy fmyolx teny lazaina.
'Zay namafy eny an-tany tsara.
No manantena voa.
Ianareo no fanilo, mitondra gwif hazavana.
Ianareo no hivelaran'ny hatanorana.
Ianareo no fanasin'ny tany.
Mpitory amin-mpeo sy ny hira.
Raha toa hianareo no hatsatso.
Dia inona indray no ho sira.
Ianareo no efa voafidy.
No fianarana ho an'ny mino.
Ny hafalianareo, zarao amin'ny olon-drehetra.
Fa fiainana mandrakizay.
No ho tambinareo ary.
Ny andro maha-ory anareo.
Handalo fa tsy hitoetra.
Hiara-paly any an-danitra.
Mandrakizay doria, doria.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 1074
Likes : 0 Like
Created by : Ruthkwl
Date : 31/07/2022 07:20
