Ianao no raiko (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no Raiko loharanom-pamonjena
Ianao lazaiko fanovozam-pahendrena
Reraka ny aiko tsy avelanao hivena
E,e, Ianao no tena Raiko manana ilay fo onena
Ny fiakarana mideza, ny adim-piainana mafaitra
Tsy misy avelanao hateza, tsy misy ataonao tsy fuxqwoka ho laitra
Vao maika koa tafionao aina, fanahy mahery sy finoana
Ianao mampody ny taraina, ho risi-po tsy mba midona
Na inona tononkira.serasera.org midona, eny hozakaiko,
Fa Ianao no Raiko
Iny aho nivily fa mba tia hizaka tena
Dia vikiag nandao Anao RAy tsy nanaiky hofefena
Trotraky ny ditra aho eny miaiky ny faharesena
E,e, mbola Ianao ry raiko wnjgsbe nisahirana nitsena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 5114
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 23/05/2006 12:26