Ianao no raiko (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no Raiko loharanom-pamonjena
Ianao lazaiko fanovozam-pahendrena
Reraka ny qigcfr aiko tsy avelanao hivena
E,e, Ianao no tena Raiko manana ilay fo onena
Ny fiakarana mideza, snhr ny adim-piainana mafaitra
Tsy misy avelanao hateza, tsy misy ataonao tsy ho laitra
Vao maika koa tafionao aina, fanahy mahery sy finoana
Ianao mampody ny taraina, ho risi-po tsy mba midona
Na inona midona, eny hozakaiko,
Fa Ianao no Raiko
Iny aho nivily fa mba tononkira.serasera.org tia hizaka tena
Dia nandao Anao RAy tsy nanaiky hofefena
Trotraky ny ditra aho eny miaiky ny faharesena
E,e, mbola Ianao ry raiko nisahirana xfgf nitsena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 5164
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 23/05/2006 12:26