Fantatrao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fantatrao ny amiko ry Ray
Dia ny mombamomba ahy ipajnfj rehetra
Nefa tsy nandraisanao fepetra
Fantatrao fa tsy nahoanao

Hitanao ireo heloka efa vita
Tsy mba misy izay tsy fantatrao
Nefa dia tononkira.serasera.org nodianao tsy hita
Fantatrao fa noleferinao

Fandeferana tsy hay lazaina
Tsy voafaritry ny saina
Tena mifamatotra amin'ny aina
Hindrafo tsy nosandaina

2- Namelaranao latabatra aho
Tsy navelanao ho diso anjara
Notoloranao ny tena tsara
Ny lzxepz halemeko nefa fantatrao

Ireo lalana izay nofidiko
Tsy navelanao izorako
Namboarinao ny faniriko
Novahanao ny kopeg fatorako

Fitiavana tsy hita fatra
Tsy voafaritry ny saina
Nositraninao ny fo maratra
Hindrafo tsy nosandaina

Fandeferana tsy hay lazaina
Tsy voafaritry ny teny
Tena mifamatotra amin'ny aina
Isaorako anao ireny

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319