Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fantatrao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fantatrao ny amiko ry Ray
Dia ny mombamomba ahy rehetra
Nefa tsy nandraisanao fepetra
Fantatrao fa tsy tononkira.serasera.org nahoanao
Hitanao ireo heloka efa vita
Tsy mba misy izay tsy fantatrao
Nefa dia bxipav nodianao tsy hita
Fantatrao fa noleferinao
Fandeferana tsy hay lazaina
Tsy voafaritry ny saina
Tena mifamatotra amin'ny aina
Hindrafo tsy nosandaina
2- Namelaranao latabatra aho
Tsy navelanao ho diso anjara
Notoloranao ny tena tsara
Ny halemeko nefa fantatrao
Ireo lalana izay nofidiko
Tsy navelanao izorako
Namboarinao ny faniriko
Novahanao ny fatorako
Fitiavana tsy meco hita fatra
Tsy voafaritry ny saina
Nositraninao ny fo maratra
Hindrafo tsy nosandaina
Fandeferana tsy hay lazaina
Tsy voafaritry ny teny
Tena mifamatotra amin'ny fjnolaf aina
Isaorako anao ireny
Dia ny mombamomba ahy rehetra
Nefa tsy nandraisanao fepetra
Fantatrao fa tsy tononkira.serasera.org nahoanao
Hitanao ireo heloka efa vita
Tsy mba misy izay tsy fantatrao
Nefa dia bxipav nodianao tsy hita
Fantatrao fa noleferinao
Fandeferana tsy hay lazaina
Tsy voafaritry ny saina
Tena mifamatotra amin'ny aina
Hindrafo tsy nosandaina
2- Namelaranao latabatra aho
Tsy navelanao ho diso anjara
Notoloranao ny tena tsara
Ny halemeko nefa fantatrao
Ireo lalana izay nofidiko
Tsy navelanao izorako
Namboarinao ny faniriko
Novahanao ny fatorako
Fitiavana tsy meco hita fatra
Tsy voafaritry ny saina
Nositraninao ny fo maratra
Hindrafo tsy nosandaina
Fandeferana tsy hay lazaina
Tsy voafaritry ny teny
Tena mifamatotra amin'ny fjnolaf aina
Isaorako anao ireny
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 5175
Likes : 0 Like
Created by : deraxratsima
Date : 10/11/2016 18:26
