Fantatrao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fantatrao ny amiko ry Ray
Dia ny mombamomba ahy rehetra
Nefa tsy nandraisanao tyddglrn fepetra
Fantatrao fa tsy nahoanao
Hitanao ireo qcnpdipq heloka efa vita
Tsy mba misy izay tsy fantatrao
Nefa dia nodianao tsy hita
Fantatrao fa noleferinao
Fandeferana tsy hay lazaina
Tsy voafaritry ny saina
Tena mifamatotra amin'ny aina
Hindrafo tsy nosandaina
2- tononkira.serasera.org Namelaranao latabatra aho
Tsy navelanao ho diso anjara
Notoloranao ny tena tsara
Ny halemeko nefa fantatrao
Ireo lalana izay nofidiko
Tsy navelanao izorako
Namboarinao ny faniriko
Novahanao ny fatorako
Fitiavana tsy hita fatra
Tsy voafaritry ny saina
Nositraninao ny fo maratra
Hindrafo tsy nosandaina
Fandeferana tsy hay lazaina
Tsy voafaritry ny teny
Tena mifamatotra amin'ny aina
Isaorako anao ocht ireny
Dia ny mombamomba ahy rehetra
Nefa tsy nandraisanao tyddglrn fepetra
Fantatrao fa tsy nahoanao
Hitanao ireo qcnpdipq heloka efa vita
Tsy mba misy izay tsy fantatrao
Nefa dia nodianao tsy hita
Fantatrao fa noleferinao
Fandeferana tsy hay lazaina
Tsy voafaritry ny saina
Tena mifamatotra amin'ny aina
Hindrafo tsy nosandaina
2- tononkira.serasera.org Namelaranao latabatra aho
Tsy navelanao ho diso anjara
Notoloranao ny tena tsara
Ny halemeko nefa fantatrao
Ireo lalana izay nofidiko
Tsy navelanao izorako
Namboarinao ny faniriko
Novahanao ny fatorako
Fitiavana tsy hita fatra
Tsy voafaritry ny saina
Nositraninao ny fo maratra
Hindrafo tsy nosandaina
Fandeferana tsy hay lazaina
Tsy voafaritry ny teny
Tena mifamatotra amin'ny aina
Isaorako anao ocht ireny
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 5390
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : deraxratsima
Date : 10/11/2016 18:26
