Ny hiranay (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe Tompo ny voninahitrao
Ka maneran'izao tontolo izao
'Zahay ombanao soa, sambatra tokoa
Mahatsiaro eto izao dnxfbh ny fitiavanao
Inona Tompo ô no havalinay
Tsy hitsahatra ho Anao tononkira.serasera.org ny hiranay
Raha misy Tompo ô angatahinay
Dia ny hitoeranao anatin'ny asanay
Ka ny fanahinay sy ny toetranay
Dia ho marik'izao fitiavanao
Inona Tompo xfjxfuc ô no havalianay
Tsy hitsahatra ho Anao ny hiranay
Herimamy
Hira Faneva Jobily tsqpx faha-75 taona'ny AMAA
Ka maneran'izao tontolo izao
'Zahay ombanao soa, sambatra tokoa
Mahatsiaro eto izao dnxfbh ny fitiavanao
Inona Tompo ô no havalinay
Tsy hitsahatra ho Anao tononkira.serasera.org ny hiranay
Raha misy Tompo ô angatahinay
Dia ny hitoeranao anatin'ny asanay
Ka ny fanahinay sy ny toetranay
Dia ho marik'izao fitiavanao
Inona Tompo xfjxfuc ô no havalianay
Tsy hitsahatra ho Anao ny hiranay
Herimamy
Hira Faneva Jobily tsqpx faha-75 taona'ny AMAA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Hits : 277
Likes : 0 Like
Created by : MalalaAMAA
Date : 15/01/2026 06:39
