Nomen'ny Rainao - Hira Faneva 90 taona (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomen'ny Rainao ny talenta ianao
Nihira kanto, nidera ny Tomponao
Feo mirindra hatrany no niangaliana
Nahandrosoana, nanompoana am-pifaliana
Fiv. :
Mazotoa obdkoh ianao aza malaina
Omeo ny fthc Tompo fo, fanahy tononkira.serasera.org sy saina
Hanompoana ary koa hiasana
Hanohy hatrany 'reo asa feno hatsarana
Voarakotry ny soa ny 90 taona
Nankalazaina, niasana tam-pinoana grqlbh
Nikelezan'aina, nandanim-potoana
Naharetena ary koa nijoroana
Mparany Rakotondramasy (2026)
Nihira kanto, nidera ny Tomponao
Feo mirindra hatrany no niangaliana
Nahandrosoana, nanompoana am-pifaliana
Fiv. :
Mazotoa obdkoh ianao aza malaina
Omeo ny fthc Tompo fo, fanahy tononkira.serasera.org sy saina
Hanompoana ary koa hiasana
Hanohy hatrany 'reo asa feno hatsarana
Voarakotry ny soa ny 90 taona
Nankalazaina, niasana tam-pinoana grqlbh
Nikelezan'aina, nandanim-potoana
Naharetena ary koa nijoroana
Mparany Rakotondramasy (2026)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 277
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MalalaAMAA
Daty : 08/04/2026 20:44
