Mbola henoko ry Tompo (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mbola henoko ry Tompo
'Zany antsonao
Miantso ahy mba hampompo
An-tanimbilinao
2. Tao dia tao ny fahoriana
Ka tsy mirana
Nisy koa ny tsy fisiana
'Zay pknfeo nanahirana
3. Inona no holazaiko wmnng
'Zao tononkira.serasera.org anio izao
Fa ny fara fofonaiko
No hanompoko ana
Fiverenana :
Soprano :
Reko ihany 'njay re ny antsonao
Reko hatrany Izaho momba anao
Alto juibtnc - Tenor - Basse :
Reko lalandava ihany
Ndray re ny feonao
Mampahery ahy hatrany
Izaho momba anao
'Zany antsonao
Miantso ahy mba hampompo
An-tanimbilinao
2. Tao dia tao ny fahoriana
Ka tsy mirana
Nisy koa ny tsy fisiana
'Zay pknfeo nanahirana
3. Inona no holazaiko wmnng
'Zao tononkira.serasera.org anio izao
Fa ny fara fofonaiko
No hanompoko ana
Fiverenana :
Soprano :
Reko ihany 'njay re ny antsonao
Reko hatrany Izaho momba anao
Alto juibtnc - Tenor - Basse :
Reko lalandava ihany
Ndray re ny feonao
Mampahery ahy hatrany
Izaho momba anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 180
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MalalaAMAA
Daty : 19/04/2026 15:20
