Dera, laza, Tompo ho Anao (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera, laza, Tompo ho Anao
'Zay nikarakara tsy nandao
'Reto zanakao 'zay hatrehinay izao
Mba hanorin-tokantrano vao

Fa ny fanambinanao ry Ray
No hatafinao indray ireo havanay
Tena vonona hifankatia
Araka ny didinao doria doria

Raha ory ireo hampifalio
Raha faly aza re vangio
Mba hiorina tononkira.serasera.org Aminao slbohihu 'zay marina
Ny finoany ka ho lalina

Dia omeo azy Tompo ô
Saina sy fanahy koa ary tena soa
'Zay vcweisz ampianao taranaka
Tena hendry azo alain-tahaka

Dadasamy  qptdq

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2565