You are here: home > Tononkira > A.SA.FI

IZANY ILAY FAMONJENA (A.SA.FI)

Lahytokana natolotry ny Ray
Fanavotana izay efa vitany hatrizay
Indro ilay Jesô fa teraka tety
Ka tamizay natao zanaky josefa sy maria
Izy lay Tompo tena mpanjaka izy ilay Mesia
      

       'zany ilay gamonjena izay natolony
       Izy nanetry tena hidina nidina ho ety
       'lay zanaky ny Avo mba hanarina 'zay lavo
       Fitiava-tsy voafetra ho antsika rehetra


Ny toerany dia voaninahitra
nefa tononkira.serasera.orgdia nafoiny izany ka nandao ny lanitra
Tsy nahoany naleony nakaty
Hamonjy ny olona marobe nankasitrahany
'zay nitondrany soa lehibe dia ny Fiandanany


          'zany ilay gamonjena izay natolony
       Izy nanetry tena hidina nidina ho ety
       'lay zanaky ny Avo mba hanarina 'zay lavo
       Fitiava-tsy voafetra ho antsika rehetra

                                                            Njaka Rakotomise , novembre 2011

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.SA.FI
Mpamaky : 143
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : paulramanantsoa
Tamin'ny : 05/03/2019 08:31:39
ID : 11461

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo