Ampidiro aloha ny tenimiafina
tano ao am-po (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô nambaranao fa ianao dia mitoetra
amin'ny olo-marina sy izay mahitsy fo
Mankato ny teninao.
fa ianao dia tsy tonga mba handrava ny làlana,
fa hanatanteraka ,ary koa hampianatra
an 'izay voasoratra.
tano ao am-po ny didin-janahary
fa fototry ny soa ho an'izay matahotra azy
lehibe ufsr ny fahendreny, ary izy no rvnsz mahefa ny zava-drehetra.
sambatra loatra ny mitandrina ny teny
manao ny marina, Mankato izay nekeny
tsy mivadibadika, na miniana tsy ho to.
rehefa eny dia eny.
ilay Fanahy fahendrena no torianay eto izao.
Fahendrena lalina, sarotra takarina
tsy an'izao tontolo izao
ho anao izay mihaino sy mandray ny teniny
dia tsy odfh foiny mba ho very ,
fa ny tanany mahery no hiahy tononkira.serasera.org sy hiaro anao.
tano ao am-po........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 536
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 29/01/2024 20:50