Nandositra lavitra anao (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nandositra lavitra anao ilay ondry mania sahisahy
ianao nefa tsy mba nandao ry Jesoa malemy Fanahy
ianao no mitady ny very, mitsinjo azy ypynggdu , feno ahiahy
mandinika, mamehy ny fery ry Jesoa malemy fanahy
ry ondry mania miverena
faingàna
aza mihataka lahy
ilay Tomponao no honena
ilay Jesoa malemy fanahy
nijaly sy maty tononkira.serasera.org ianao noho ny fitiavanao ahy
hanolotra aim-baovao ry Jesoa malemy fanahy
na maro aza ny ondrinao dia tianao mba ho vala iray
tsy vizana miantso azy ianao
ry Jesoa malemy fanahy
ry ondry mania miverena
faingàna
aza mihataka lahy
ilay Tomponao no honena
ilay Jesoa malemy fanahy
tsy ahoanao ny fdxa làlana tery
ny akata mangina sy vahy
ianao dia mitady ny very
ry Jesoa malemy fanahy
ianao indray ity no maratra
valandotra tsy voatahitahy
miantso ilay very ho eo an-tratra
ry Jesoa malemy fanahy
ry ondry mania uzldm miverena
faingàna
aza mihataka lahy
ilay Tomponao no honena
ilay Jesoa malemy fanahy
ianao nefa tsy mba nandao ry Jesoa malemy Fanahy
ianao no mitady ny very, mitsinjo azy ypynggdu , feno ahiahy
mandinika, mamehy ny fery ry Jesoa malemy fanahy
ry ondry mania miverena
faingàna
aza mihataka lahy
ilay Tomponao no honena
ilay Jesoa malemy fanahy
nijaly sy maty tononkira.serasera.org ianao noho ny fitiavanao ahy
hanolotra aim-baovao ry Jesoa malemy fanahy
na maro aza ny ondrinao dia tianao mba ho vala iray
tsy vizana miantso azy ianao
ry Jesoa malemy fanahy
ry ondry mania miverena
faingàna
aza mihataka lahy
ilay Tomponao no honena
ilay Jesoa malemy fanahy
tsy ahoanao ny fdxa làlana tery
ny akata mangina sy vahy
ianao dia mitady ny very
ry Jesoa malemy fanahy
ianao indray ity no maratra
valandotra tsy voatahitahy
miantso ilay very ho eo an-tratra
ry Jesoa malemy fanahy
ry ondry mania uzldm miverena
faingàna
aza mihataka lahy
ilay Tomponao no honena
ilay Jesoa malemy fanahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 150
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 24/02/2026 17:24
