Mitrakà (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namako o, nahoana ianao
No malok'endrika toy swbse izao?
Mafy angaha ny adim-panahy?
Henoy anie: Etsy, aza manahy.
Ny Tompo tsy mahafoy anao.
Matokia fa aza mamoifo

Ny tanany efa mitsotra ho anao
Raiso izy anio fa miandry vdlhkzsa izao
Manantona azy f'aza manahy
Ny fitiavany ampy quaxi ho anao sy ho ahy

Jereo anie iry masoandro iry
Fa mibaliaka mitory Ilay fitia
Fitiavana tsisy ferra
Nomeny antsika rehetra
Ario hatreo ny hakiviana
Jesoa efa Tonga ho tononkira.serasera.org anao.

Raha sitrakao, ndao hiara-dia
Hifandray sy hifankatia
Iray n'y fo, iray ny saina
F'izany no sitraky ny Ray
Ny entan-jarai-mora zaka
Ka Avia f'izahay hampitraka.

Ny tanany efa...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339