Mitrakà (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namako o, nahoana ianao
No malok'endrika toy izao?
Mafy angaha ny adim-panahy?
Henoy anie: Etsy, aza manahy.
Ny Tompo tsy mahafoy anao.
Matokia fa yblwml aza mamoifo
Ny tanany efa mitsotra ho anao
Raiso izy anio fa suwwbdm miandry izao
Manantona azy f'aza manahy
Ny fitiavany ampy ho anao sy ho ahy
Jereo anie iry masoandro iry
Fa mibaliaka xuxzyr mitory Ilay fitia
Fitiavana tsisy ferra
Nomeny antsika rehetra
Ario hatreo ny tononkira.serasera.org hakiviana
Jesoa efa Tonga ho anao.
Raha sitrakao, ndao hiara-dia
Hifandray sy hifankatia
Iray n'y fo, iray ny saina
F'izany no sitraky ny Ray
Ny entan-jarai-mora zaka
Ka Avia f'izahay hampitraka.
Ny tanany efa...
No malok'endrika toy izao?
Mafy angaha ny adim-panahy?
Henoy anie: Etsy, aza manahy.
Ny Tompo tsy mahafoy anao.
Matokia fa yblwml aza mamoifo
Ny tanany efa mitsotra ho anao
Raiso izy anio fa suwwbdm miandry izao
Manantona azy f'aza manahy
Ny fitiavany ampy ho anao sy ho ahy
Jereo anie iry masoandro iry
Fa mibaliaka xuxzyr mitory Ilay fitia
Fitiavana tsisy ferra
Nomeny antsika rehetra
Ario hatreo ny tononkira.serasera.org hakiviana
Jesoa efa Tonga ho anao.
Raha sitrakao, ndao hiara-dia
Hifandray sy hifankatia
Iray n'y fo, iray ny saina
F'izany no sitraky ny Ray
Ny entan-jarai-mora zaka
Ka Avia f'izahay hampitraka.
Ny tanany efa...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 1189
Likes : 1 Like
Created by : Xtella
Date : 13/10/2019 20:48
