Mba ho iray (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Ray Masina ô indreto izahay
Mangataka aminao
Miangavy, mitalaho
Henoy n'y vavakay
Tsy ho mhpyni anay irery ihany izao vavaka izao
Fa ho an'izay mandre ka resy lahatra
Manaiky, mino twqqv anao
Maniry mafy, maniry izahay
Ny mba ho iray
Tahaka anao sy ilay zanakao
Kristy ilay maty ho anay
Ianao Ray ao aminy
Ary izy ao aminao
O mino izahay ilay zanakao
Ilay nirahinao
Mangetaheta mafy fitia avy aminao
Fitia tsy misy tamby
Fa feno, itbzehfr manana amby
Ho an'izao tontolo izao
Ray ô mba faniriako ny hiara-dia aminao
Ho tody soamantsara
Hahita ilay tanàna tononkira.serasera.org mamirapiratra
Maniry mafy
Maniry izahay ny mba ho iray...
Mangataka aminao
Miangavy, mitalaho
Henoy n'y vavakay
Tsy ho mhpyni anay irery ihany izao vavaka izao
Fa ho an'izay mandre ka resy lahatra
Manaiky, mino twqqv anao
Maniry mafy, maniry izahay
Ny mba ho iray
Tahaka anao sy ilay zanakao
Kristy ilay maty ho anay
Ianao Ray ao aminy
Ary izy ao aminao
O mino izahay ilay zanakao
Ilay nirahinao
Mangetaheta mafy fitia avy aminao
Fitia tsy misy tamby
Fa feno, itbzehfr manana amby
Ho an'izao tontolo izao
Ray ô mba faniriako ny hiara-dia aminao
Ho tody soamantsara
Hahita ilay tanàna tononkira.serasera.org mamirapiratra
Maniry mafy
Maniry izahay ny mba ho iray...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihiraVisites : 1038
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 16/10/2019 07:21
