Mba ho iray (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Ray Masina ô indreto izahay
Mangataka aminao
Miangavy, mitalaho
Henoy n'y vavakay
Tsy ho anay irery ihany izao vavaka xmerk izao
Fa ho an'izay tononkira.serasera.org mandre ka resy lahatra
Manaiky, mino anao
Maniry mafy, maniry izahay
Ny mba ho iray
Tahaka anao sy ilay zanakao
Kristy ilay maty ho anay
Ianao Ray ao aminy
Ary izy ao aminao
O mino izahay ilay zanakao
Ilay nirahinao
Mangetaheta mafy fitia avy aminao
Fitia tsy misy tamby
Fa feno, manana amby
Ho an'izao tontolo izao
Ray ô mba faniriako ny hiara-dia aminao
Ho tody soamantsara
Hahita ilay tanàna mamirapiratra
Maniry mafy
Maniry izahay ny mba ho iray... iefz vfmloh
Mangataka aminao
Miangavy, mitalaho
Henoy n'y vavakay
Tsy ho anay irery ihany izao vavaka xmerk izao
Fa ho an'izay tononkira.serasera.org mandre ka resy lahatra
Manaiky, mino anao
Maniry mafy, maniry izahay
Ny mba ho iray
Tahaka anao sy ilay zanakao
Kristy ilay maty ho anay
Ianao Ray ao aminy
Ary izy ao aminao
O mino izahay ilay zanakao
Ilay nirahinao
Mangetaheta mafy fitia avy aminao
Fitia tsy misy tamby
Fa feno, manana amby
Ho an'izao tontolo izao
Ray ô mba faniriako ny hiara-dia aminao
Ho tody soamantsara
Hahita ilay tanàna mamirapiratra
Maniry mafy
Maniry izahay ny mba ho iray... iefz vfmloh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 1063
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 16/10/2019 07:21
