Vitao Ny Hazakazakao (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Zay nafoy aza sainina akory
Ny eo aloha no tononkira.serasera.org ifantohy, ny lalanao no izory.
Ny finoana hatanjaho, ialao ‘lay tontolo.
‘zay manavesatra anao avelao daholo.
Lasa ‘zao, tohizo hatrany tohizo ihany.
Ny hazakazakao, ’Ndao ptil vitao hatrany amin’ny farany any!
Dia ‘lay lokanao foana no banjino, aza hadino
Ary aza varimbariana, ny lalanao hitsiana.
Dia aza ialana, sao hadalana.
‘Lay loka anie fitahiana avy am’ny Ray.
Zava-tsoa be dia be ho mandrakizay.
Lasa ‘zao ,tohizo hatrany, tohizo ihany.
Ny hazakazakao ,’Ndao vitao hatrany amin’ny farany any!

Dia aza ialana, sao hadalana. ‘Ndao hanohy hatrany.
‘Ndraindray te hanery ‘zao tontolo izao.
Tsarovy fa ianao tiany ho very,
Tohizo foana ny lalanao.

tohizo hatrany, tohizo ihany.
Lasa ‘zao, tohizo hatrany, tohizo ihany.
Ny hazakazakao, ’Ndao vitao hatrany amin’ny farany pldet any!

Dia aza ialana,sao hadalana.
‘ndao hanohy hatrany, ndao fa aza miala.
(‘ndao foana,’ndao foana ee!)
‘lay loka efa miandry any,
F’andao dia aza miala, tohizo ihany(ooh)tohizo ihany.
Koa ‘ndao quzlo iezaho, dia vitao.
Ny hazakazakao .
JWBroadcasting November 2020

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TvbroadcastingVisites : 1043
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : raniNi1
Date : 19/12/2020 01:22