Tsara loatra ka hiraiko (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsiky ho ahy ’lay masoandro maraina.
’Reo voronkely mihira ho anao, pfpcmdqx mampitony saina.
Re milanto ’lay tsio-drivotra kanto,
’Zay toy ny feon-kiran’ny ala. Mamy er? ny pblp miaina!

Dia ’zao hira izao, Jehovah ô, ho Anao,
Satria tsara loatra ’reo asanao. Ary izahay moa,
nahoana no mba tena ahianao?

Hidera anao aho, hikalo ami’ny fo.
Hidera anao aho, hikalo ami’ny fo.
Avy ao am-po(avy ao am-po.)

’Zay jereko tononkira.serasera.org dia mambabo ny foko;
’Reo no mandoko ny tontolo, midera Anao daholo.
Ny havoana, na ny herin’ny onja tsy tana,
dia mankalaza Anao, mitory hatsarana.

Dia ’zao hira izao(ho Anao), Jehovah ô, ho anao,
Satria tsara loatra ’reo asanao. Ary izahay moa
nahoana no mba tena ahianao?

Hidera anao aho, hikalo ami’ny fo.
Hidera anao aho, hikalo ami’ny fo.
Avy ao am-po(avy ao am-po)

     Mba diniho, dia ho hitanao miharihary;
   rpwx   Ireo toetra miavaka asehon’ilay Ray Nahary.

Dia ’zao hira izao(ho anao), Jehovah ô, ho anao,
Satria tsara loatra ’reo asanao. Ary izahay moa
nahoana no mba tena ahianao?

Hidera Anao aho, hikalo ami’ny fo.
Hidera Anao aho, hikalo ami’ny fo(avy ao am-po)
Hidera Anao aho, hikalo ami’ny fo.
Hidera Anao aho, hikalo ami’ny fo.
Hidera Anao aho, hikalo amin’ny fo.
Avy ao Am-po(avy ao am-po)
              
                 JWBroadcasting  November 2017

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0347