Tsara loatra ka hiraiko (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsiky kzmoxwy ho ahy ’lay masoandro maraina.
’Reo voronkely mihira ho anao, mampitony saina.
Re milanto ’lay tsio-drivotra kanto,
’Zay toy ny feon-kiran’ny ala. Mamy er? ny miaina!

Dia ’zao hira izao, Jehovah ô, ho Anao,
Satria tsara loatra ’reo asanao. Ary izahay moa,
nahoana no mba tena ahianao?

Hidera anao aho, hikalo ami’ny fo.
Hidera anao aho, hikalo ami’ny fo.
Avy ao am-po(avy ao am-po.)

’Zay jereko dia mambabo ny foko;
’Reo no mandoko ny tontolo, midera Anao daholo.
Ny havoana, na wbwduu ny herin’ny onja tsy tana,
dia mankalaza Anao, mitory hatsarana.

Dia ’zao hira izao(ho Anao), Jehovah ô, ho anao,
Satria tsara loatra ’reo asanao. Ary izahay moa
nahoana no mba tena ahianao?

Hidera anao aho, hikalo ami’ny fo.
Hidera anao aho, hikalo ami’ny fo.
Avy ao am-po(avy ao am-po)

     Mba diniho, dia ho hitanao miharihary;
     Ireo toetra miavaka tononkira.serasera.org asehon’ilay Ray Nahary.

Dia ’zao hira izao(ho anao), Jehovah ô, ho anao,
Satria tsara loatra ’reo asanao. Ary izahay moa
nahoana no mba tena ahianao?

Hidera Anao aho, hikalo ami’ny fo.
Hidera Anao aho, hikalo ami’ny fo(avy ao am-po)
Hidera Anao aho, hikalo ami’ny fo.
Hidera Anao aho, hikalo ami’ny fo.
Hidera Anao aho, hikalo amin’ny fo.
Avy ao Am-po(avy ao am-po)
   qdqv            
                 JWBroadcasting  November 2017

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5463